• Sabotsy 08 Jolay 2017
Politique.Delegasiona TIM avy any Atsimo Andrefana Tokony hifona ampahibemaso ny tafika Malagasy

Tonga eto Antananarivo hatry ny omaly zoma 7 jolay ny delegasionan’ny antoko TIM avy any Atsimo Andrefana izay tarihan’ny RegTim,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Jolay 2017
Politique.Manantsoa Victor “Lozabe ny fijanonan’io fitondrana io eo !”

Manoloana ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny dia milaza ny filoha mpiara-mitantana ny vovonana firaisankina ho an’ny fanavotam-pirenena,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Jolay 2017
Politique.Fitondram-panjakana Tototry ny fitakiana sendikaly

Tsy mivaha ny olan’ny mpiasan’ny ladoany manao fitokonana ary ambara fa any aorian’ny volana janoary 2018 vao mety ahitana mangirana ny fitakiany, raha haravona ny fanambaran’ny Tale jeneralin’ny minisiteran’ny vola sy ny tetibola.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Jolay 2017
Politique.Kaominina Antananarivo Renivohitra “Tsy maintsy hiaro tena izahay”

Misy ny antsirambina nataon’ny fitondram-panjakana foibe, tetsy amin’ny Lapan’ny tanàna Analakeky, izay nisian’ny filatsahan’ireo miaramila maro mirongo basy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Jolay 2017
Politique.Fanaovana fitaovana politika ny tafika Nokianin’ny filohan’ny SMM

Naneho hevitra sy nanakiana ny sakantsakana ataon’ny fitondrana i Fanirisoa Herinaivo, filohan’ny sendikan’ny mpitsara eto Madagasikara (SMM).

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Jolay 2017
Politique.Fankalazana ny faha-15 taonan’ny TIM Mifanesisesy tonga ny avy any amin’ny faritra

Nanomboka efa tonga halina teto an-drenivohitra ireo solontenan’ny Tiako i Madagasikara avy any amin’ny faritra hanatrika ny fankalazana ny faha-15 taona niorenan’ny antoko rahampitso sabotsy.

Hamaky ny tohiny
FTT