• Talata 04 Jolay 2017
Politique.Vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana Nahatratra 1 miliara Ar ny volam-bahoaka voaodinkodina

Miavaka amin’ireo fitsarana roa misahana ny ara-panjakana sy mpanao famotorana ny tribonaly misahana ny fitantanana ara-bola.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Jolay 2017
Politique.Justice et paix Miantso famondronana hery

Namoaka sori-dalana hahafahana mampanjaka ny fahamarinana, fikatsahana ny fandriampahalemana ny Firaisamonim-pirenena “Justice et paix” sy ny K3F.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Jolay 2017
Politique.Horonam-peo niparitaka “Afaka mitory I Claudine R, hoy Rolly Mecia

Ny lalàna eto amintsika amin’ny ankapobeny dia tsy mahazo raisim-peo ny resaka ifanaovana amin’olona anakiray ary tsy azo avoaka ho fanta-bahoaka raha tsy manaiky izany sy nierana ilay olona.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Jolay 2017
Politique.Claudine Razaimamonjy Nompainy ny BIANCO

Na ireo heverina fa maditra sy mafy loha aza taitra rehefa nahare ilay horonam-peo mirakitra ny antso an-telefaonina nifanaovan’ny Bianco sy Ramatoa Claudine Razaimamonjy izay nanomboka niparitaka tany anaty tambajotran-tserasera ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Jolay 2017
Politique.Hery Rajaonarimampianina Hidi-bingo indray !

Sahiran-tsaina i Hery Rajaonarimampianina amin’ny fitantanana ny firenena amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Jolay 2017
Politique.Fanovana governemanta Misy minisitra efa mihorohoro

Efa tena mafampana ny resaka any an-dapa any amin’izao fotoana izao noho ny fivoahan’ny resaka amin’ny hanoloana ny mpikamban’ny goverenemanta.

Hamaky ny tohiny
FTT