• Alatsinainy 10 Jolay 2017
Politique.Marc Ravalomanana « Tsy hihemotra mihitsy aho »

Natomboka tao amin’ny hotely Carlton Anosy ny fanamarihana ny faha-15 taonan’ny antoko Tiako i Madagasikara ny sabotsy 8 jolay lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Jolay 2017
Politique.GETM Asan’i Satana ny demokrasia

Nihetsika indray ny GETM na ny « Groupement pour l’Edification de la Théocratie à Madagacar » tarihin’Atoa Raharimala Andriampenomanana ka nanao antso avo ho an’ny filoham-pirenena Malagasy,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Jolay 2017
Politique.Gérard Ramamimampionona “Tokony ho mpindram-pahefana no iantsoana ny mpitondra”

Nivoaka tamin’ny fahanginany ny mpandinika raharaham-pirenena Gérard Ramamimampionona manoloana ny fihetsiky ny mpitondra ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Jolay 2017
Politique.Marc Ravalomanana Sahy Mijoro ho an’i Gasikara

8 taona izao no nanonganana ny fitondrana Ravalomanana teo amin’ny fitantanana ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Jolay 2017
Politique.Hetsiky ny TIM eny Mahamasina Manimbazimba ny lalàna ny fanjakana

Taorian’ny nanafoanana ny fahazoan-dalana ara-dalàna, famotehana ny ravaka nataon’ny Tiako I Madagasikara teny Mahamasina, fanidiana ny kianja sy fametrahana miaramila mirongo basy, fandrahonana sesilany, dia nivoaka ho mpandresy ihany ny TIM.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Jolay 2017
Politique.Firaisankiana ho fanavotam-pirenena Miarahaba manokana ny TIM

Miarahaba sy mirary soa ny antoko Tiako I Madagasikara tratry faha-15 taona niorenany, izay homarihina eny Mahamasina ny hetsika Firaisankiana ho fanavotam-pirenena, tarihin-dry Joseph Yoland, Manantsoa Victor,

Hamaky ny tohiny
FTT