• Alarobia 12 Jolay 2017
Politique.Fanjakana HVM Mitady hirika hanasoketana an-dRavalomanana

Nampiseho ny hakanosana miaro tahotry ny antokom-panjakana ny sakantsakana samihafa natao tamin’ny fankalazana ny fanokafana ny faha-15 taona niorenan’ny antoko Tiako I Madagasikara ny sabotsy 8 jolay lasa teo,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Jolay 2017
Politique.Rivo Rakotovao Tsy mahalala menatra

Manangam-bovona i Rivo Rakotovao, filohan’ny antoko HVM sy ny ekipany amin’izao fotoana manoloana ny fahazakan’ny antoko Tiako I Madagasikara olona an’aliny ny 8 jolay teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Jolay 2017
Politique.Fidinana an-dalambe Hosamborin’ny fanjakana Ravalo ?

Totoafo omaly ny fanakianan’ireo olon’ny fitondrana ny hetsiky ny TIM ny sabotsy lasa teo ary tena nahazo ny anajarany araka ny fomba fiteny mihitsy i Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Jolay 2017
Politique.Pr Raymond Ranjeva Ambonin’ny didim-pitondrana ny didim-pitsarana

Tsy mazava amin’ny olom-pirenena hatramin’izao ny fihetsiky ny fitondrana foibe nanakana ny lanonam-panokafana ny fankalazana ny tsingerin-taona faha-15 taona niorenan’ny antoko Tiako I Madagasikara teny amin’ny kianjamben’i Mahamasina ny 8 jolay lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Jolay 2017
Politique.Manoro Regis « Mampanahy raha izao no hanaovana fifidianana ! »

Elaela no tsy nahenoana intsony ny minisitry ny fanabeazana teo aloha sady mpikamban’ny antoko UNDD, Manoro Regis, naneho ny heviny manoloana ny raharaham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Jolay 2017
Politique.Mahafaritsy Samuel Razakanirina Tsy mangaraharaha ny fitantanan’ny HVM

Tsy mahagaga raha mitaraina amin’ny fijaliana sy fahasahiranana mianjady aminy ny mpiray tanindrazana, hoy ny filohan’ny antoko Malagasy Iray Mahafaritsy Samuel Razakanirina.

Hamaky ny tohiny
FTT