- Alakamisy 27 Jolay 2017
Politique.Constant Raveloson “Tandindomin-doza ny demokrasia eto”
Nanaitra ny mpanara-baovao maro ny fanehoan-kevitra nataon’ny filoha nasionalin’ny antoko Hery Vaovao hoan’i Madagasikara.
Hamaky ny tohinyNanaitra ny mpanara-baovao maro ny fanehoan-kevitra nataon’ny filoha nasionalin’ny antoko Hery Vaovao hoan’i Madagasikara.
Hamaky ny tohinySambany no nisy tompon’andraiki-panjakana tonga nitsidika tao amin’ny kaominina Ambanivohitra Andohabato, distrikan’i Betioka, raha ny vaovao voaray avy any an-toerana.
Hamaky ny tohinyNivoaka omaly ny didim-pitsarana momba ny raharaha iray mahasaringotra an’i Alain Ramaroson, ka voaheloka higadra herintaona sazy mihatra sy mandoa onitra 950 tapitrisa ariary ho an’ny mpitory ity mpanao politika filohan'ny Antoko Masters ity.
Hamaky ny tohinyNihaona tamin’i Marc Ravalomanana teny amin’ny trano fonenany teny Faravohitra nandritra ny ora iray sy sasany omaly hariva ireo delegasionina avy amin’ny governemanta Afrikanina tatsimo izay mamita iraka eto Madagasikara amin’izao fotoana.
Hamaky ny tohinyHeno sy ventesina eny anivon’ny fiarahamonina Malagasy isan’andro ny demokrasia, ny fanjakana tsara tantana, ny tany tan-dalàna na koa ny maro an’isa parlemantera.
Hamaky ny tohinyHo feno herintaona amin’ny volana aogositra izao ny fikambanana Zah’gasy sahy mandroso, izay tarihin’ny filohany Jean Navandahy Ratiharison.
Hamaky ny tohiny