• Talata 25 Jolay 2017
Politique.Olivier Rakotovazaha “Aleo hankalaza malalaka ny tsingerintaonany ny TIM”

Tokony homena alalana hankalaza ny faha-15 taonany eny amin’ny «Coliseum» Antsonjombe ny antoko Tiako I Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Jolay 2017
Politique.Tsapan-kevitra Fifidianana 2018 Ravalomanana 58 %, Rajoelina 16%

Mandeha ny tsapan-kevitra isan-karazany amin'ny mety ho vokatry ny fifidianana 2018 na dia mbola misy herintaona mahery kely aza.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 22 Jolay 2017
Politique.Faha-15 taonan’ny TIM Eny Mahamasina ny 29 jolay

Nanao fanambarana teny Tsimbazaza ny Birao politikan’ny Antoko Tiako I Madagasikara omaly, ka nivoitra tamin’izany ny fampitam-baovao fa nandresy sy nahazo rariny tany amin'ny Filan-kevi-pankajana (Conseil d'Etat)

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 22 Jolay 2017
Politique.Atallah Béatrice Hatosika ho praiminisitra ?

Nangingina ny resaka fanovana governemanta tato ho ato. Mifamahofaho tanteraka ny vaovao ary efa nandeha hatry ny ela ny resaka fa tsy maintsy halana ny praiminisitra Mahafaly Solonandrasana Olivier.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 22 Jolay 2017
Politique.Hery Rajaonarimampianina Nihaona tamin’ny filoha Ivoarianina

Ny alakamisy lasa teo no efa nigadona tany Côte d’Ivoire ny Filoham-pirenena Malagasy noho ny fanatanterahana ny Lalaon’ny Frankofonia andiany faha-8

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 22 Jolay 2017
Politique.Fivoahan’ny vola vaovao Afa-baraka tanteraka ny HVM

Zary resa-be eny anivon’ny fiarahamonina sy any anaty tambajotra sosialy ny namoahan’ny fanjakana ireo vola taratasy amin’ny endriny vaovao.

Hamaky ny tohiny
FTT