- Alatsinainy 31 Jolay 2017
Politique.Faha-15 taonan’ny TIM Nankalaza ny azy ny Faritra Atsimo Andrefana
Nahemotra noho ny antony efa fantatra ny fankalazana ny faha-15 taonan’ny antoko TIM tao Antananarivo misy ny birao foibeny.
Hamaky ny tohinyNahemotra noho ny antony efa fantatra ny fankalazana ny faha-15 taonan’ny antoko TIM tao Antananarivo misy ny birao foibeny.
Hamaky ny tohinyTsy nohenoin’ny mpitantana ny firenena mihitsy ny fitakian’ireo firaisa-monina sivily sy ny sehatra tsy miankina tao anatin’ny 4 taona nitondran’ny fanjakana Hery Vaovao hoan’i Madagasikara, hoy ny mpanoratra politika Toavina Ralambomahay.
Hamaky ny tohinyTsy kisendrasendra akory ny safidy fototra fanamafisana ny fahafahan’ny vahoaka Malagasy miatrika ireo tandindona ara-tsosialy sy ekonomika na koa ny sehatry ny tontolo iainana miaraka amin’ny fiovan’ny toetrandro ao anatin’ny CPP (Cadre de Partenariat Pays),
Hamaky ny tohinyRoa ireo kandida hiatrika ny fifidianana izay ho filohan’ny fikambanana FIZAFATO ny 6 aogositra ho avy izao etsy amin’ny Compelexe scolaire Ampefiloha.
Hamaky ny tohinyMatoam-baovao hatreto ny fandavan’ny prefektioran’Antananarivo ny fankalazana malalaka ny faha-15 taona niorenan’ny antoko Tiako I Madagasikara ao amin’ny kianjaben’i Mahamasina.
Hamaky ny tohinyNivory teny Faravohitra ny birao politikan'ny antoko Tiako I Madagasikara (TIM) sy ny mpitarika omaly zoma 28 jolay 2017, notarihin’ny filohany Ravalomanana Marc.
Hamaky ny tohiny