• Sabotsy 29 Jolay 2017
Politique.Fomba fanoherana eto Madagasikara Lojika, hoy ny pasitera Mailhol

Nilaza ny fahitany ny raharaham-pirenena ankehitriny indray ny filoha mpanorina ny fiangonana Apokalipsy, ny pasitera Mailhol, omaly, tetsy amin’ny foibeny etsy Isotry.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Jolay 2017
Politique.Antoko TAMAMI Miandrandra governemanta iraisana

Fotoana izao handraisan’ny filoham-pirenena sy ny rehetra fanapahan-kevitra hentitra hitsinjovana ny ho avin’ny taranaka faramandimby,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Jolay 2017
Politique.Ravalo sy ny TIM Tsy hahita rariny amin’ny fanjakana

Nolavina ny fangatahan’ny Antoko Tiako I Madagasikara hanatanteraka ny fanamarihana ny faha-15 taonany eny amin’ny Kianjaben’i Mahamasina ny sabotsy 29 jolay izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Jolay 2017
Politique.Antoko TAMAMI Miandrandra governemanta iraisana

Fotoana izao handraisan’ny filoham-pirenena sy ny rehetra fanapahan-kevitra hentitra hitsinjovana ny hoavin’ny taranaka faramandimby, hoy ny filohan’ny Tamami, Floriot Samihary, nandritry ny antso avo nataony omaly tetsy Anosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Jolay 2017
Politique.Fitondrana HVM Jadona hatramin’ny farany

Efa nampoizina ny zavatra mety hiseho amin’ny fanakanana hatrany ny hetsiky ny antoko Tiako I Madagasikara hankalaza ny faha-15 taona nijoroany eny Mahamasina ny 29 jolay izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Jolay 2017
Politique.Fifidianana 2018 Kandida maro hokendaina

Ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana sy Antoko Tiako I Madagasikara aloha izao no lasibatry ny antsojay politika sy ny jadon’ny fitondrana, saingy ho avy ihany koa ny an’ny manaraka.

Hamaky ny tohiny
FTT