- Alarobia 26 Jolay 2017
Politique.Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy Mila mangarahara, hoy ny Voifiraisana
Nandefa taratasy any amin’ny filohan’ny komity mpifantina ireo ho mpikamban’ny Filankevitry ny fampihavanana Malagasy (CFM) ny Vovonana Iombonan’ny Firaisamonim-pirenena eto Madagasikara (VOIFIRAISANA) mba hanolorana soso-kevitra amin’ny sivana sy fifantenana hatao.
Hamaky ny tohiny
