- Talata 12 Septambra 2017
Politique.Praiminisitra Mahafaly Olivier “Hamboarina ny RN6 sy RN5a amin’ny 2018”
Hatomboka amin'ny volana janoary ho avy izao ny fanamboarana ny lalam-pirenena faha-6 na RN6 mampitohy an'Ambanja amin'i Diego, ary amin'ny volana martsa 2018 no hanombohana ny fandrakofana ho tara ny lalam-pirenena RN5a mampitohy an'Ambilobe amin'i Vohémar.
Hamaky ny tohiny
