• Alatsinainy 11 Septambra 2017
Politique.Alphonse Randrianambinina Mandika lalàna ny Mpitondra mikabary ambony pilipitra

Ny tsy fanarahan-dalàna no olana eto, hoy ny mpanao politika Leader Fanilo, Randrianambinina Alphonse, raha naneho ny heviny mikasika ny fahitana ny filoham-pirenena,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Septambra 2017
Politique.Marc Ravalomanana Nitondrana basy tao Tsiroanomandidy

Nanatrika ny isan-taona faha-126 eo anivon’ny Fiangonana FLM any amin’ny Synaodam-paritany Avaratr’i Mania tao Antanambao-Antsirabe II ny filoham-pirenena teo aloha Marc Ravalomanana ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Septambra 2017
Politique.Hanamafy seza ny HVM Miketrika hanova lalàmpanorenana

Resaka mandeha tato ho ato indray ny fikononkononan’ny fitondrana HVM hanova sy hanitsy ny lalàmpanorenana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Septambra 2017
Politique.Fifidianana amin’ny 2018 Hamondron-kery ny ARMADA

Manomboka mifoha amin’ny torimasony ny vondrona politika ARMADA (Alliance Républicaine de Madagascar) ivondronan’ny antoko MAPAR, MMM, Antoko Maitso, Avana, Hiaraka Isika...

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Septambra 2017
Politique.Fanabeazana PSE Rafitra mifanohitra amin’ny lalàmpanorenana

Fanapahan-kevitra lehibe noraisin’ny fanjakana ankehitriny ny fampiharana ny PSE (Plan Sectoriel de l’Education).

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Septambra 2017
Politique.Depiote Randrianasolo Nicolas Ny governemanta no tsy mahavita azy

Raha ny zava-misy any Betroka dia izaho solombavambahoaka izay tompon’andraikitra any an-toerana no tokony hahalala izany voalohany indrindra, hoy ny depiote Randrianasolo Jean Nicolas teny Antaninarenina omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT