- Alakamisy 14 Septambra 2017
Politique.Fampihavanam-pirenena Nandringa sahady
Tsikaritra nandritry ny lanonam-pianianana nataon’ireo 33 mianadahy handrafitra ny filankevitry ny fampihavanam-pirenena Malagasy (CFM) tetsy amin’ny Fitsarana avo Anosy omaly fa nalaina ny hanotrona teny an-toerana ireo solontena avy amin’ny antoko mpanohitra.
Hamaky ny tohiny