- Sabotsy 09 Septambra 2017
Fifidianana 2018 Mila hajaina ny fe-potoana, hoy ny Kmf.Cnoe
Manahy ny fizotran’ny fanomanana ny fifidianana hotanterahana amin’ny taona ho avy ny Kmf/Cnoe (Komitim-pirenena Mpanara-maso ny Fifidianana).
Hamaky ny tohinyManahy ny fizotran’ny fanomanana ny fifidianana hotanterahana amin’ny taona ho avy ny Kmf/Cnoe (Komitim-pirenena Mpanara-maso ny Fifidianana).
Hamaky ny tohinyMiverina ambony tabilao indray ny resaka Riana Andriamandavy VII tato ho ato, rehefa nangina tao anatin’ny fotoana ela.
Hamaky ny tohinyManahy ny fizotran’ny fanomanana ny fifidianana hotanterahana amin’ny taona ho avy ny Kmf/Cnoe (Komitim-pirenena Mpanaramaso ny Fifidianana).
Hamaky ny tohinyTonga nitsidika tamim-pomba fifanajana ny filohan’ny Antenimierandoholona sady mpampianatra lalàna Rakotomanana Honoré tetsy amin’ny lapan’Anosikely, omaly, ny minisitry ny fitsarana Rasolo Elise Alexandrine.
Hamaky ny tohinyAminay amin’ny maha tia tanindrazana, aleo tonga dia tenenina hoe : mahamenatra ihany ny hitsangana amin’izao fotoana izao amin’ny maha mpanao politika ny tena satria ilay fanaovana politika eto amin’ny firenena, dia lasa resaka fifankahalana, fiandrasana kendry tohana,…
Hamaky ny tohinyLasa resabe ny vaovao nivoaka tamina gazety mpivoaka isan’andro iray, fa misy ny tetikasa lehibe fanamboarana fotodrafitrasa eny amin’ny lalam-pirenena faha-2 eny Ambohimangakely handraisana mpitsoa-ponenana avy any Syria.
Hamaky ny tohiny