- Zoma 15 Septambra 2017
Politique.Fampihavanam-pirenena Miala any sahady ny resa-bola
Vao niandoha dia efa niteraka adihevitra maro ny fomba nananganana ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy na ny CFM.
Hamaky ny tohinyVao niandoha dia efa niteraka adihevitra maro ny fomba nananganana ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy na ny CFM.
Hamaky ny tohinyOlona tena manam-piniavana hampihavana tokoa ireo mpikambana ao amin’ny komitin’ny fampihavanam-pirenena na ny CFM izay nahavita fianianana ny alarobia teo, hoy ny filohan’ny Antoko Kintana, Tabera Randriamanantsoa.
Hamaky ny tohinyTsy diso anjara tamin'ny fankalazana ny faha-15 taona niorenan’ny antoko Tiako I Madagasikara ireo mpikatroka tao Mahajanga.
Hamaky ny tohinyHankalazaina anio zoma 15 septambra ny andro iraisam-pirenena momba ny demokrasia. Teny anisan’ny malaza indrindra manerantany, saingy toa samy manana ny fandraisany sy ny fandikany azy ny isam-pirenena sy ny isam-batan’olona.
Hamaky ny tohinyTsy isalasalana fa tena misy tsininy ilay lalàmpanorenan’ny Repoblika IV° nanan-kery ny 11 desambra 2010 ary nampiharina nanomboka tamin’ny 25 janoary 2014,
Hamaky ny tohinyHankalazaina anio zoma 15 septambra ny andro iraisam-pirenena momba ny demokrasia. Teny anisan’ny malaza indrindra manerantany, saingy toa samy manana ny fandraisany sy ny fandikany azy ny isam-pirenena sy ny isam-batan’olona.
Hamaky ny tohiny