• Alatsinainy 18 Septambra 2017
Politique.Betioky Atsimo Semban-drahona Ny CLD 2016

Semban-drahona ny CLD 2016 any amin’ny distrikan’i Betioky Atsimo, faritra Atsimo Andrefana, hoy ny olobe any an-tanàna.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Septambra 2017
Politique.Fifidianana mangarahara Manome toky ny CENI

Nampahafantarina ampahibemaso omaly ny tomban’ezak’ireo asan’ny CENI nandritra izay fe-potoam-piasana nodiaviny izay.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Septambra 2017
Politique.Faharo Ratsimbalison “Lany andro mivezivezy ny filoham-pirenena”

Tsy misy zava-banona intsony eto amin’ny firenena fa mena avokoa ny tondro rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Septambra 2017
Politique.Demokrasia Lesoka ny elanelana eo amin’ny mpitondra sy ny vahoaka

Nanatanteraka andro fandinihana momba ny lohahevitra «Ny zava-misy mikasika ny demokrasia eto Madagasikara» teny amin’ny Falda

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Septambra 2017
Politique.Vahoaka Malagasy Tadiavin’ny mpanao politika hofandrihana

Milaza ny mpanohana ny fitondram-panjakana fa ilaina ny fanovana ny lalàmpanorenana taorian’ny nivoahan’ny vaovao tamina haino aman-jery vahiny iray.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Septambra 2017
Politique.Fanovana lalampanorenana Fanolorana ny soson-kevitry ny rehetra no vahaolana

Tena tsy mazava amiko mihitsy, hoy ny depiote Théophile Christian avy amin’ny vondrona parlemantera MMM teo aloha,

Hamaky ny tohiny
FTT