• Alakamisy 21 Septambra 2017
Politique.Fiharian’ny mponina Atsimondrano Somparan’ny fitondrana HVM

Nitaraina fatratra omaly ny depiote voafidy tao Atsimondrano, Voahangy Raharimanarivo, manoloana ny tsy mety fahavitan’ny fanarenana ireo

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Septambra 2017
Politique.Lalao Ravalomanana An-dalana ny fanesorana azy…

Afaka nihetsika sy nitokona an-kalalahana ary nilahatra an-dalambe nitety an’Antananarivo Renivohitra ireo Taksi mivondrona eo anivon’ny FTAR izay tsy mankasitraka ny hanatanterahana ny “contre visite” eny amin’ny OMAVET.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Septambra 2017
Politique.Pastera Randriamisata Roger “Tsy misy demokrasia eto !”

Nahitsy fiteny ary hentitra i Pastera Randriamisata Roger nandritra ny fandaharana Donak’afo tao amin’ny TOP Radio halina, nilaza fa “tsy misy demokrasia izany eto !”. Sakantsakanana ny olona haneho hevitra, tsy avela hidina an-dalambe toy ny fahita amin’ny tany demokratika manerantany. Hatramin’ny olona maneho hevitra any amin’ny haino aman-jery aza samborina. Ny manahirana dia misy ampahan’olona na sokajin’olona omena tombondahiny fa ny ankamaroany dia ailikilika, anaovana antsojay. Manampy trotraka izany ny fanapepoana ny olona amin’ resaka “laïcité de l’Etat” na ny fanasarahana ny fitantanam-panjakana amin’ny raharaham-piangonana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Septambra 2017
Politique.Rakoto Andrianirina Fetison “Hajao ny fitsipika demokratika”

Mampiseho ny fahalemen’ny fitondrana ankehitriny hiatrika ireo fifidianana lehibe hifandimby ny filana hanova ny fitsipi-dalao, hoy Rakoto Andrianirina Fetison raha naneho ny heviny mahakasika ny hanovana na tsia ny lalàna fototra ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Septambra 2017
Politique.Lalàmpanorenana Ny finiavana hampihatra no tsy misy

Misokatra tanteraka ny adihevitra momba ny fikitihana ny Lalàmpanorenana Malagasy natao amboletra tamin’ny taona 2010. Tsy misy ratsy ny didy aman-dalàna eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Septambra 2017
Politique.Ravalomanana sy Pr Zafy Nihaona teny Ivandry

Nihaona sy nifampiresaka teny Ivandry omaly ny filoha teo aloha mirahalahy Marc Ravalomanana sy Albert Zafy.

Hamaky ny tohiny
FTT