• Talata 19 Septambra 2017
Politique.Fisokafan’ny MBS Tsy mbola ho amin’ity fitondran’ny HVM ity

Tsotra sady mazava ny valin-tenin’i Hery Rajaonarimampianina raha nanontaniana ny antony tsy amelan’ny fanjakana ny hisokafan’ny haino aman-jery MBS ny tenany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Septambra 2017
Politique.Fifidianana filohan’ny CFM Tsara toerana Rabe Landry sy i Maka Alphonse

Amin’ireo mpikambana CFM na Conseil du Fampihavanana Malagasy vao avy nanao fianianana ny alarobia 13 septambra 2017 lasa teo toa an-dry Mangalaza Eugène,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Septambra 2017
Politique.Marc Ravalomanana “Tsy hihemotra mihitsy aho”

Nanatrika ny Fihaonamben'ny Synodam-paritany Miarinarivo Fahazavana 27, natao tany Anorana Miarinarivo Andriamatoa Marc Ravalomanana sy Ramatoa vadiny omaly alahady 17 septambra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Septambra 2017
Politique.Fifidianana 2018 Efa mahatoky tena Rajaonarimampianina

Ora telo no naharetan’ny adihevitra teo amin’ny fihaonan’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina sy ny mpanao gazety teny Iavoloha ny sabotsy 14 septambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Septambra 2017
Politique.Lalaina Rabezanahary « Aleo haneho ny heviny ny vahoaka tompon’ny fahefana »

Tsy afa-misaraka amin’ny fiainam-pirenena ny sehatry ny fanabeazana. Fanavaozana goavana misongadina eto amin’ny firenena moa ankehitriny ny fanavaozana ny rafi-pampianarana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Septambra 2017
Politique.Fifandraisana amin’ny any ivelany Manjavozavo ny politikan’ny fanjakana

Niditra tamin’ny laharana faha-20 tamin’ity herinandro ity ilay fandaharana manokan’ny filoham-pirenena, Hery Rajaonarimampianina, ezahany haparitaka amin’ny haino aman-jery hoe “Fotoam-bita”, raha tany amin’ny volana mey ny laharana voalohany.

Hamaky ny tohiny
FTT