• Talata 10 Oktobra 2017
Politique.Fitantanan-draharaham-panjakana Mila fivoarana voadinika tsara

Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy omaly teny Androhibe ny taom-pianaran’ireo andiany faha-27 eo anivon’ny sekoly ambony momba ny fitantanan-draharaham-panjakana na ny ENAM.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Oktobra 2017
Politique.Fitondrana HVM Manararao-pesta

Ny volana aogositra 2017 teo no nanomboka tafiditra teto amintsika ny valan’aretina pesta saingy somary nafenimpenina tamin’izany, raha fintinina ireo fampitam-baovao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Oktobra 2017
Politique.Mponina ao Mahitsy Mahatsiaro hiharan’ny tsindry hazo lena

Tanteraka ihany na dia efa notoherin’ireo mponina teny an-toerana aza ny fifamindram-pahefana teo amin’ny filoham-pokontany ao Ankazo sy ny vaovao notendren’ny fitondram-panjakana handimby azy ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Oktobra 2017
Politique.« Tsy voafehy ny pesta, mila vonjy isika»

Taorian’ny fanakianana mafy nataon’ny praiminisitra an’ireo ben’ny tanàna mikasika ny pesta dia nivoaka tamin’ny fahanginany ny ben’ny tanànan’i Toamasina, Dr Ratsiraka Elisé Laurent, anisan’ny voakian’ny praiminisitra mafy tamin’ny resaka fanadiovana ny tanànan’i Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Oktobra 2017
Politique.Orinasa Tiko AAA Miala any indray ny antsojay

Manomboka mazava amin’izao fotoana izao ny mety hanakatonan’ny fanjakana HVM ny orinasa Tiko. Toa nanamafy izany ny fampitam-baovao nataon’ny Minisitry ny serasera sy ny fifandraisana amin’ny andrim-panjakana Rolly Mercia sy ny fanehoan-kevitra nataon’ny Minisitry ny varotra sy fanjifana Tazafy Armand.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Oktobra 2017
Politique.Lalao Ravalomanana « Tsy maintsy miara-miasa raha te handroso »

Mbola ambany ny tetibola ampiasain’ireo vondrom-paritra itsinjaram-pahefana na ny kaominina raha oharina amin’ny tetibolan’ny fanjakana foibe.

Hamaky ny tohiny
FTT