- Sabotsy 14 Oktobra 2017
Politique.Maka Alphonse –Filohan’ny CFM “Atomboka eny ifotony ny fampihavanana”
Voafidy ho filohan’ny filankevitry ny fampihavanam-pienena (CFM) omaly zoma, nifanandrify indrindra tamin’ny nahalasanan’ny profesora Zafy tompon-kevitra tamin’ny fampihavanam-pirenena i Maka Alphonse, izay mpanao gazety.
Hamaky ny tohiny
