• Zoma 06 Oktobra 2017
Politique.Fahaiza-mitantana Miaiky an’i Penjy Randrianarisoa ny praiminisitra

Modely amin’ny fampandrosoana ny kaominina Ivato. Misongadina ny fahavitan’ireo fotodrafitrasa vaovao maro ao amin’ity kaominina, vavahadin’i Madagasikara, ity toy ny lalana, tranompokonolona, tobim-pahasalamana, sekoly, tao anatin’ny roa taona nandrasain’ny Ben’ny tanàna Penjy Randrianarisoa an-tanana ny fitantanana ny Kaominina...

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Oktobra 2017
Politique.Fitondrana HVM sy CUA Raikitra ny ady

Mihetsiketsika mafy ny antoko HVM sy ny mpiara-dia aminy eto Antananarivo Renivohitra miaraka amin’ny faritra sy ny distrika ary ny praiminisitra Solonandrasana Mahafaly no lehiben’ny fihetsiketsehana rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Oktobra 2017
Politique.Filankevitry ny governemanta Nanakiana an’i Lalao Ravalomanana sy Elysée Ratsiraka

Mazava izao fa manana olana amin’ny fandrindran’asa ny eo anivon’ny fitondram-panjakana ka sahirana niatrika ny fihanaky ny aretina pesta manerana ny nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Oktobra 2017
Politique.Rivo Rakotovao Hatao filohan’ny antenimierandoholona…

Raha samy variana amin’ny resaka areti-mandoza pesta sy ny fahasahiranana samihafa ny rehetra amin’izao, dia misoko mangina hatrany amin’ny kajy maloto hitazonana fahefana kosa ny fanjakana HVM.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Oktobra 2017
Politique.Fanovana lalàmpanorenana Tsy mety io, hoy Ravalomanana

Nanatrika ny fanamarihana ny fahaleovantenan’ny Repoblikan’i Alemaina teny amin’ny Villa Berlin Ambatoroka i Marc Ravalomanana omaly 2 oktobra. Ara-tantatra, ny 30 septambra 1991 nirodonan’ny rindrin’i Bérlin,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Oktobra 2017
Politique.Antoko TEZA Tsy mbola tokony hokitihina ny lalàmpanorenana

Rahampitso izany no hamelabelarana kokoa etsy amin’ny foiben’ny vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana na ny CENI etsy Alarobia mikasika ny tontolon’ny lalàna mifehy izay fifidianana izay sy ny fanaovana politika eto amintsika

Hamaky ny tohiny
FTT