• Alatsinainy 02 Oktobra 2017
Politique.Fahazoana 4x4, vola amin’ny malety.. Miresaka ireo depiote

Nanao fanambarana tamin’ny alalan’ny fitafana tamin’ny mpanao gazety tamin’ny herinandro lasa teo ny filohan’ny Antenimieram-pirenena Malagasy,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Oktobra 2017
Politique.Haify Mampihavana Maro no efa nahita asa avy aminy

Nifarana omaly teny amin’ny kianjan’Andohalo, rehefa naharitra roa andro ilay hetsika “Haify Mampihavana”

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 30 Septambra 2017
Politique.Fitondrana Rajaonarimampianina Midera tena hatrany

Tonga nitokana ny tsena tany amin’ny kaominina Marovantana sy lycee tany amin’ny kaominina Anahindrano, distrikan’Antsohihy, faritra Sofia ny Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta, Mahafaly Solonandrasana Olivier, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 30 Septambra 2017
KMF.CNOE Miangavy ny fanatsaharana kajy politika

Namoaka fanambarana omaly ny avy eo anivon’ny KMF/CNOE izay sampandraharaha misahana ny resaka fanabeazana ny olom-pirenena eto amintsika fa manoloana ny toe-draharaham-pirenena

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 30 Septambra 2017
Politique.Filohan’ny antenimierandoholona Nihaino ny fitarainan’ny tao Sambirano

Dinik’asa miompana tamin’ireo olana misy sy sedrain’ireo vondrom-bahoakam-paritra itsinjaram-pahefana manoloana ny fanatanterahana ny asany no notontosain’ny Filohan’ny Antenimierandoholona Rakotomanana Honoré

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 30 Septambra 2017
Politique.Conseil du Fampihavanana Malagasy Miandry ny fankatoavan’ny HCC ny Fitsipika anatiny

Mandalo fandinihana eny amin’ny Fitsarana avo momba ny lalampanorenana (HCC) raha mifanaraka na tsia amin’ny lalàmpanorenana ny fitsipika anatin’ny Conseil du Fampihavanana Malagasy (CFM).

Hamaky ny tohiny
FTT