• Alakamisy 12 Oktobra 2017
Politique.Pr Zafy Albert Marary mafy, hotsaboina any Maorisy

Voatery naiditra hopitaly noho ny aretina nahazo azy nanomboka omaly 11 oktobra ny filoha teo aloha Zafy Albert sady filoham-boninahitry ny antoko UNDD (Union nationale pour la démocratie et le développement).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Oktobra 2017
Politique.Jean Nirina – HAFARI Malagasy « Tsy hamaly faty velively aho »

Hiverina amin’ny asa niantsorohany toy ny teo aloha ny fikambanana HAFARI Malagasy. Omaly no nampahafantaran’ny filoha nasionaliny Rafanomezantsoa Jean Nirina tamim-pomba ofisialy izany ka anisan’ny laharam-pahamehana ho azy ireo ny fiarovana ny zon’olombelona.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Oktobra 2017
Politique.Depiote José Randrianantenaina Mijery akaiky ireo tanora

Mpianatra Informatika niisa 200 mahery no indray navoaka tao amin’ny kaominina Ambano, distrikan’Antsirabe faharoa ny sabotsy 7 oktobra 2017 lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Oktobra 2017
Politique.Hery Rajaonarimampianina Mandavaka ny lavaka hilevenany

Mazava ny tanjon’ny filoham-pirenena ankehitriny fa hitady izay fomba rehetra hitazonana ny fahefana eo am-pelatanany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Oktobra 2017
Politique.Fivoaran’ny teknolojia Azo hanafainganana fifidianana, hoy ny Marina

Manoloana ny adihevitra be mikasika ny fikitihana ny lalàmpanorenana mialoha ny fifidianana dia nanambara ny antoko Marina, tamin’ny alalan’ny mpandrindra nasionaliny, Desiré Ranaivoson,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Oktobra 2017
Politique.Guy Rivo Randrianarisoa “Filan’ady ny fanakatonana ny TIKO”

Miha mazava ny resaka amin’izao fotoana fa manomboka ny antsojay atao amin’i Marc Ravalomanana sy izay mifandray aminy.

Hamaky ny tohiny
FTT