• Alatsinainy 16 Oktobra 2017
Politique.Fahafatesan'ny Pr Zafy Tsy hita Rajaonarimampianina

Tonga nitsena sy nanome voninahitra ny nofo mangatsiakan’ny filoham-pirenena teo aloha, ny profesora Zafy Albert teny Ivato ny praiminisitra, lehiben’ny governemanta Mahafaly Solonandrasana Olivier sy ireo mpikambana ao amin’ny governemanta.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Oktobra 2017
Politique.Tantsahan’i Vakinankaratra Tezitra mafy amin’ny fitondrana

Mampiaka-peo ny tantsahan’i Vakinankaratra izay malaza amin’ny famokarana sy fiompiana raha ny eto Madagasikara. Ny fiompiana anefa no manana olana amin’izao fotoana ka mampiaka-peo ireo mpiompy sy mivelona amin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Oktobra 2017
Politique.Fifidianana 2018 Kotrehina hahemotra

Mandeha ny fihantsiana ady sy ny fanakorontanana ataon’ny fanjakana HVM. Izy ireo tokony handamina indray no manangan’ady sy maniry ny hisian’ny korontana eto Madagasikara. Hitady izay fomba rehetra hisian’ny savorovoro, ka tsy hampisy ny fifidianana 2018 ny tanjona.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Oktobra 2017
Politique.Andry Rajoelina Tratry ny sivana tao amin’ny TVM

Samy nahatsikaritra ny rehetra nijery ny televiziona nasionaly na ny TVM omaly tolakandro fa nisy fotoana hafahafa be ny sary nandritra ny famangiana sy fampaherezana ny fianakavian’ny Pr Zafy Albert teny amin’ny lapan’ny kolontsaina sy fanatanjahantena Mahamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 14 Oktobra 2017
Politique.Claudine Razaimamonjy Tsy navoaka izany izy, hoy ny lehiben’ny fonja

Mbola tazonina ato amin’ny fonjan’i Manjakandriana i Claudine Razaimamonjy fa tsy navoaka velively, ka diso tanteraka ny filazana fa efa navotsotra izy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 14 Oktobra 2017
Politique.Misaona ny firenena Nodimandry ny Pr Zafy Albert

Lavo ny andrarezina ! Nodimandry teo amin’ny faha-90 taonany omaly 13 oktobra antoandro tany amin’ny hopitalin’i Saint Pierre any amin’ny Nosy La Réunion ny filoham-pirenena teo aloha Pr Zafy Albert.

Hamaky ny tohiny
FTT