- Alarobia 18 Oktobra 2017
Politique.Rivo Rakotovao Atosika ho filohan’ny Antenimierandoholona
Nesorina tsy ho minisi-panjakana eo anivon’ny fiadidian’ny Repoblika misahana ny fiompiana sy ny fambolena intsony i Rivo Rakotovao, araka ny didim-panjakana novakian’ny Jeneraly Ralala Roger, sekretera jeneralin’ny fiadidian’ny Repoblika teny Iavoloha omaly.
Hamaky ny tohiny
