- Zoma 20 Oktobra 2017
Politique.Fetison Andrianirina Mamboly korontana ny fitondrana
Tsy fotoanan’ny fanovana na fanovanana ny lalàmpanorenana intsony izao famaranana ny fe-potoana voalohany amin’ny Repoblika faha-4 izao, hoy i Fetison Andrianirina, Filohan’ny antoko Roso ho amin’ny Demokrasia Sosialy (RDS).
Hamaky ny tohiny
