• Zoma 03 Novambra 2017
Politique.Riribe – Fedep “Hisy ady an-trano eto raha tsy vita ny fampihavanana”

Efa tokony hatomboka amin’izay ny tena asa atao amin’ny fampihavanam-pirenena, hoy i Riribe filohan’ny Fedep fa ho korontana sy ady an-trano mahatsiravina no hiseho eto Madagasikara raha tsy hatao alohan’ny fifidianana izay ho filoham-pirenena manaraka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Novambra 2017
Politique.Filohampirenena sy Praiminisitra Samy tsy teto Madagasikara

Nandao an’i Madagasikara ny alatsinainy 30 oktobra mba hiatrika ny fivoriana faha 39 n’ny Unesco any Paris ny praiminisitra Solonandrasana Mahafaly Olivier ; tanterahana ny 31 oktobra ka hatramin’ny omaly 02 novambra io fivoriana io ary volazan’ny fampitam-baovaon’ny Primatiora eny Mahazoarivo fa misolotena ny filoham-pirenena ny praiminisitra

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Novambra 2017
Politique.Fampihavanam-pirenena Tokony hialoha ny fifidianana, hoy ny RDS

Tsy mety ny hangina manoloana ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny, hoy ny avy eo anivon’ny antoko politika Roso ho an’ny Demokrasia Sosialy (RDS), tarihin’ny filohany, Andrianirina Fetison Rakoto.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Novambra 2017
Politique.Honoré Rakotomanana Notrongisin’ny HVM

Niseho ny efa nampoizina amin’ny kajikajin’ny fanjakana HVM nanalana an’i Honoré Rakotomanana sy ny nametrahana an’i Rivo Rakotovao ho filohan’ny antenimierandoholona.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Novambra 2017
Politique.Komitin’ny fampihavanam-pirenena Nihaona tamin’ny filoham-pirenena

Noraisin’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina teny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha ny talata teo ireo ben’ny tanàna miisa 40 avy any amin’ny faritry Sofia.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Novambra 2017
Politique.Rajaonarimampianina Nandeha an-tsokosoko tany Afrika Atsimo

Tsy nisy fampandrenesana, tsy nisy fampitam-baovao ofisialy fa dia efa ny sary nivoaka no nahafantarana fa hay any Afrika Atsimo ny filoha Hery Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny
FTT