• Talata 31 Oktobra 2017
Politique.Mpitondra sy vahoaka Be loatra ny elanelana, mikatso ny asa fampandrosoana

Tsikaritra amin’ny fisian’ny valanaretina pesta amin’izao fa misy olana eo amin’ny serasera sy fifandraisana,indrindra eo amin’ny mpitondra sy ny vahoaka amin’ny ankapobeny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Oktobra 2017
Politique.Andry Rajoelina Tandindomin-doza ny hoavy politikany

Totoafo ny serasera ataon’ireo mpomba ny fitondrana HVM nanomboka ny faran’ny herinandro teo nanambara fa ny fitondrana tetezamita no nivarotra ny tany misy ny villa Elisabeth toeram-ponenan’ny fianakaviana Zafy Albert eny Ivandry.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Oktobra 2017
Politique.Fahombiazan’ny filoham-pirenena iray Miankina amin’ny fahendren’ny vadiny

Nampametra-panontaniana ireo mpanara-baovao ihany ny nahita ny filoham-pirenena, Hery Rajaonarimampianina, matetika mandeha irery tao ho ao,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Oktobra 2017
Politique.Depiote Ramandimbisoa Félix “Raha sahy dia avelao hirotsaka daholo”

Miomana ary vonona hiatrika ny taona 2018. Io no lohahevitra lehibe nanatanterahan'ny Distim boriborintany faha-4 ny fitsangantsanganana nataon'izy ireo ny sabotsy teo teny amin’ny Saha Katsaoka PK 22.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Oktobra 2017
Politique.Vaky vava i Rivo Rakotovao Nilamina ny firenena tamin’ny fitondran-dRavalo

Simba tao anatin’ny tetezamita ny firenena, ka izay no ezahina harenina satria nanomboka tamin’ny taona 2008,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Oktobra 2017
Politique.Lalàmpanorenana sy lalam-pifidianana Mampiahiahy, hoy ny TIM, MAPAR, PLD, DFP,…

Nivory teny amin’ny Hotel Colbert omaly ireo mpanao politika, ho tohin’ny fivoriana efa natrehan’izy ireo afak’omaly teny amin’ny Hotel Carlton Ampefiloha.

Hamaky ny tohiny
FTT