- Alakamisy 02 Novambra 2017
Politique.Andry Rajoelina Eo am-pelatanan-dRajaonarimampianina ny ainy
Mitombo sy miseho hatrany ny lamba maloton’ny fanjakana tetezamita notarihin’i Andry Rajoelina, indrindra fa taorian’ny raharaha famarotana ny tany misy ny Villa Elizabeth, nonenan’ny filoha teo aloha Pr Zafy Albert. Miezaka manadio tena kosa ireo olon’ny HAT,
Hamaky ny tohiny