• Sabotsy 04 Novambra 2017
Politique.Ravalomanana sy ny TIM Tsara toerana indrindra hanarina ny firenena

Miha mitotongana andro aman’alina ny fanaovana politika eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 04 Novambra 2017
Politique.Firenena indonezianina Hanamafy fifandraisana ara-barotra amin’i Madagasikara

Tonga nanao fitsidihana am-pifanajana ny filoham-pirenena, Hery Rajaonarimampianina, teny Iavoloha omaly ny iraka manokan’ny fitondram-panjakana indonezianina,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 04 Novambra 2017
Politique.Depiote Horace sy ny TIM Boriborintany faha-6 Mikarakara Fifaninana Fonenanana Madio

Ho fanohanana ny Ben’ny Tanànan’Antananarivo-Renivohitra Ramatoa Lalao Ravalomanana amin’ny ady amin’ny Pesta ary fanamafisana ny tanjona

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Novambra 2017
Politique.PM Solonandrasana Hoesorina koa amin’ny desambra ?

Loharanom-baovao iray akaiky ny fitondrana no nahenoana fa akaiky ihany koa ny fanaisorana ny praiminisitra Mahafaly Solonandrasana Olivier eo amin’ny toerany, taorian’ny efa nandakan’ny HVM ny filohan’ny antenimierandoholona teo aloha Honoré Rakotomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Novambra 2017
Politique.Fiatrehana ny fifidianana Mifandamina ny mpanao politika

Samy mametraka ahiahy sy tsy mahatoky ny lalàna mifehy ny fifidianana ireo vondrona politika maro, izay nampitovy tadin-dokanga sy nanao fanambarana niraisana ny herinandro teo, ary nitohy teny amin’ny Hotel Colbert Antaninarenina omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Novambra 2017
Politique.Rivo Rakotovao Hatao amin’ny 2018 ny fifidianana filoham-pirenena

Ity ve izany ilay planina faharoa rehefa hita ho tsy tena tafavoaka ilay voalohany dia ny fikasana hikitika ny andininy faha-46 sy 47 ary 48 mikasika ny fetr’andro fametraham-pialan’ny filoham-pirenena mialoha ny hanambarany ny filatsahan-kofidiany ?

Hamaky ny tohiny
FTT