• Talata 07 Novambra 2017
Politique.Rivo Rakotovao Minia manadino ny tantara…

Nametraka adihevitra eo amin’ireo lalàna vitsivitsy misy fiantraikany amin’ny fifidianana ny filoham-pirenena. Voaresaka ny andalana faha-47, mamehy ny tetiandro ahahafahana manatanteraka ny fifidianana filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Novambra 2017
Politique.Ambasadaoron’i Torkia Handao tanteraka an’i Madagasikara

Handao tanteraka an’i Madagasikara rehefa nahavita iraka diplaomatika nandritra ny 3 taona teto amintsika ny Ambasadaoron’i Torkia nonina sy niasa teto amin’ny nosy,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Novambra 2017
Politique.Ben'ny tanànan'i Mahajanga Babon'ny HVM ?

Ela ny ela, 2 taona aty aoriana vao nahazo ny samboady amin'ny maha ben'ny tanàna azy Andriatomanga Mokthar Salim lany tamin'ny anaran'ny antoko Mapar.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Novambra 2017
Politique.Fampandaniana ny HVM amin’ny 2018 Hanatosaka volabe ny karana …

Toe-draharaha andrasan’ny maro ny zotram-pifidianana hatao eto Madagasikara amin’ny taona 2018.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 04 Novambra 2017
Politique.Fitondrana HVM Tsy mahafehy serasera

Nanomboka nihetsiketsika tamin’ny serasera anaty facebook sy eny amin’ny haino aman-jery ary gazety an-tsoratra ny tapaky ny volana oktobra teo ny olon’ny ankolafy Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 04 Novambra 2017
Politique.« Motion de censure » Nanjavona tampoka teny Tsimbazaza indray

Novoizin’ireo solombavambahoaka mpomba ny fitondrana tarihan’ny depiote Randrianasolo Jean Nicolas nanerana ny haino aman-jery maro teto Iarivo ny fisian’ireo sonia maro voaangon’izy ireo hanatanterahana ny fametrahana ny “Motion de censure”

Hamaky ny tohiny
FTT