Politique

Firenena indonezianina Hanamafy fifandraisana ara-barotra amin’i Madagasikara


  • Sabotsy 04 Novambra 2017

Tonga nanao fitsidihana am-pifanajana ny filoham-pirenena, Hery Rajaonarimampianina, teny Iavoloha omaly ny iraka manokan’ny fitondram-panjakana indonezianina,

 Heru Wicaksono, nisolo tena ny filoham-pireneny,  Joko Widodo. Nanambara ity iraka manokana ity, fa vonona ny hametraka fiaraha-miasa matotra amin’ny firenena Malagasy ny fitondram-panjakana Indonezianina. Ny fanamafisana ny fifandraisana ara-barotra no tena hanombohana azy, hoy izy, fa imasoana koa ny fampandrosoana ara-toekarena. Tsy nisy resaka nivoaka ankoatra izay. Andrasana ny fifanarahana kasain’ny roa tonta atao.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT