• Alarobia 08 Novambra 2017
Politique.Lapan’i Tsimbazaza Tsy tonga nivory ny antsasaky ny depiote

Mahagaga sy mahatalanjona ny depiote Malagasy fa ao anatin’ny fivoriana ara-potoana faharoa handinihana ny tetibolam-panjakana 2018 sy volavolan-dalàna vitsivitsy hafa izay misy tena goavana tahaka ny momba ny fananan-tany dia mbola maro ihany no tsy tonga mivory.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Novambra 2017
Politique.Antenimieram-pirenena Malagasy Notsidihan’ny vahiny hafa kely

Vahiny hafa kely, raha izay no azo hilazana azy, no nitsidika ny Lapan’ny Antenimieram-pirenena teny Tsimbazaza omaly dia ireo delegasion’ny parlemanta Anglisy notarihan’ny parlemantera avy amin’ny antoko “conservateur” Anglisy,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Novambra 2017
Politique.Mpanao politika mpanohitra Manan-kevitra saingy tsy mahatarika olona

Nihaona manokana tetsy amin’ny Le Pavé Antaninarenina omaly ireo mpanao politika mihevitra azy ireo ho manana kandida azo arotsaka ho filoham-pirenena amin’ny taona 2018 afaka hifaninana mivantana amin’ny kandida hatolotry ny fitondram-panjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Novambra 2017
Politique.Lalàna mifehy ny fifidianana Tokony ho mora raisin’ny olona, hoy ny Gasikara maitso

Foto-dresaka eo amin’ny tontolo politika indray ankehitriny ny mikasika ny lalàna mifehy ny fifidianana na ny “code electoral” ary dia saika mirona amin’ny hevitra ny amin’ny tokony hametrahana sy hampahalalana izany faran’izay haingana avokoa ireo mpisehatra eo amin’ny tontolo politika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Novambra 2017
Politique.Mpitondra HVM Efa tsy mifampatoky intsony

Hifarana afaka roa volana latsaka kely ny taona 2017. Nitovy ny tamin’ny herintaona sy ny roa taona lasa ihany izy raha momba ny fitantanana ny firenena satria tsy nisy firy ny zava-bita nisongadina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Novambra 2017
Politique.Volavolan-dalàn’ny tetibolam-panjakana 2018 Efa eny Tsimbazaza, hoy i Jean Max Rakotomamonjy

Efa tonga ety Tsimbazaza ary efa samy eny am-pelatanan’ireo solombavambahoaka tsirairay avy ka hampidirinay ao anaty « ordre du jour »

Hamaky ny tohiny
FTT