Politique

« Motion de censure » Nanjavona tampoka teny Tsimbazaza indray


  • Sabotsy 04 Novambra 2017

Novoizin’ireo solombavambahoaka mpomba ny fitondrana tarihan’ny depiote Randrianasolo Jean Nicolas nanerana ny haino aman-jery maro teto Iarivo ny fisian’ireo sonia maro voaangon’izy ireo hanatanterahana ny fametrahana ny “Motion de censure”

na fitsipaham-pitokisana ny governemanta Malagasy ankehitriny tarihan’ny praiminisitra Mahafaly Solonandrasana Olivier. Nilaza ho tsy mahalala ny fisian’izany kosa ireo depiote maro nanontanian’ny mpanao gazety na avy amin’ny mpomba ny fitondrana na avy amin’ireo mpanohitra ny fitondrana. Mbola nampian’izy ireo fa tsy ankasitrahany ny fitsipaham-pitokisana. Misy resaka tsy mazava indray amin’ny filazana  ny marina mikasika an’ity raharaha ity. Ho hita eo ny tohiny.

 

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT