• Sabotsy 11 Novambra 2017
Politique.Tolo-dalàna mikasika ny “Compétitivité nationale” Hatolotry ny depiote Mahazoasy Freddie tsy ho ela

Hanolotra tolo-dalàna iray hodinihana mandritra ity fotoam-pivoriana faharoan’ny Antenimieram-pirenena ity amin’izao faran’ny herinandro izao na amin’ny fiandohan’io herinandro ho avy io ny filoha lefitry ny Antenimiram-pirenena Faritany Antsiranana, ny depiote Mahazoasy Freddie.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 11 Novambra 2017
Politique.DisTIM Antananarivo faha-4 Ho modely amin'ny fiatrehana ny fifidianana

“Ho modely amin'ny fomba fiasa amin'ny fiatrehana ny fifidianana ny DisTIM na Tiako i Madagasikara ao amin'ny Boriborintany faha-4 eto Antananarivo Renivohitra”,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Novambra 2017
Politique.Andry Rajoelina sy ny MAPAR Hamita-bahoaka fanindroany…

Raikitra indray ny serasera isan-karazany hoenti-manadio an’i Andry Rajoelina sy ny ekipany tamin’ny famotehana ny firenena tamin’ny taona 2009, ary natao sesilany tany anaty tambajotran-tserasera tato ho ato.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Novambra 2017
Politique.Honoré Rakotomanana Naongana noho ny raharaha Lylison

« Ireny nojerem-potsiny ireny ny raharaha nanenjehana sy nivoahan’ny didy fampisamborana loholona iray nihoa-pefy, nefa tsy nandraisan’ny filohan’ny antenierandoholona teo aloha fepetra mifanaraka amin’izany mihitsy ».

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Novambra 2017
Politique.Fitsipaham-pitokisana ny governemanta Maty momoka indray

Maty momoka na nitsefotra ilay hevitra hametraka fitsipaham-pitokisana ny governemanta saika hataon’ireo solombavambahoaka eny Tsimbazaza fa vitsy mpanaraka.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Novambra 2017
Politique.Tale jeneralin’ny Usaid Handao an’i Madagasikara

Nitsahatra tamin’ny iraka nampanaovina azy teto Madagasikara ny tale jeneralin’ny rafitra amerikanina USAID, Michelle Godette.

Hamaky ny tohiny
FTT