• Talata 14 Novambra 2017
Politique.Raharaha 7 febroary 2009 Amin’ny 11 desambra ny fitsarana

Noho ny fahaverezana dosie tao amin’ny tribonaly Anosy, dia hahemotra ho amin’ny 11 desambra 2017 ny raharaham-pitsarana ny 7 febroary 2009.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Novambra 2017
Politique.Hery Rajaonarimampianina mivady Manao pi-maso amin’Antananarivo

Saika nanao fampivoriana maika ireo ray aman-drenin’ny mpianatra avokoa ireo sekoly tsy miankina amin’ny fanjakana ambaratonga faharoa teto Antananarivo ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Novambra 2017
Politique.Dosien-dRavalomanana Nanjavona tao amin’ny fitsarana ?

Miparitaka amin’ny tambajotra ara-tsosialy (fb) nanomboka omaly alina ny resaka fahaverezan’ny dosie lehibe na “Grand dossier” mikasika an’i Marc Ravalomanana tao amin’ny tribonaly Anosy ny sabotsy 11 novambra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Novambra 2017
Politique.Fikambanana Tanora Mandray Andraikitra Fifidianana lalàmpanorenana no vahaolana

Naneho ny heviny momba ny raharaham-pirenena teny amin’ny Espace Mon Gouter Andrefanambohijanary ny Fikambanana Tanora Mandray Andraikitra (TMA), tarihin’i Tsiry Andriamihantasoa ny sabotsy 11 novambra teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 11 Novambra 2017
Politique.Famoriam-bahoaka Efa azo atao amin’izay

Ao anatin’ny ady atao amin’ny pesta dia nisy ny fivoriana tsy ara-potoana natao teto amin’ny lapan’i Mahazoarivo omaly tolakandro niarahan’ny mpikambana vitsivitsy avy ao amin’ny governemanta notarihin’ny praiminisitra Mahafaly Solonandrasana Olivier sy ireo mpiara-miombon’antoka amin’i Madagasikara ara-bola sy teknika.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 11 Novambra 2017
Politique.Fanomezana kara-panondro maimaimpoana Nanolotra fitaovana 635 tapitrisa ariary ny PNUD

Nanolotra fitaovana mitentina 200 000 dolara na 635 000 000 Ariary ny sampandraharahan’ny firenena mikambana misahana ny fampandrosoana (PNUD) mba hanatanterahana ny tetikasa fanamboarana kara-panondro maimaimpoana amin’ireo distrika 119 manerana an’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT