Politique

Volavolan-dalàn’ny tetibolam-panjakana 2018 Efa eny Tsimbazaza, hoy i Jean Max Rakotomamonjy


  • Talata 07 Novambra 2017

Efa tonga ety Tsimbazaza ary efa samy eny am-pelatanan’ireo solombavambahoaka tsirairay avy ka hampidirinay ao anaty « ordre du jour »

fanitsiana ny navoaka farany teo  ny volavolan-dalàn’ny tetibolam-panjakana taona 2018, hoy ny filohany Jean Max Rakotomamonjy. Hisy, araka izany, ny « conférence des présidents » hotontosaina ny marainan’ny talata 8 novambra 2017 ary ny fivoriana hitambarambe ny tolakandro handaniana ny « ordre du  jour » vaovao. Nomarihan’ny filohan’ny Antenimieram-pirenena fa eo an-dalam-pandinihana ny boky mirakitra an’ilay volavolan-dalàn’ny tetibolam-panjakana io ry zareo ankehitriny ka inoany fa tafiditra ao anatin’izany ny vola hoenti-manana ireo fifidianana hotanterahina amin’ny 2018.

 

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT