- Zoma 17 Novambra 2017
Politique.Fifidianana 2018 Tsy tokony hijabahan’ny fanjakana
Mamboatra ny kajy politikany ny HVM ankehitriny ary anisan’ireny ny fifehezana ny andrim-panjakana.
Hamaky ny tohinyMamboatra ny kajy politikany ny HVM ankehitriny ary anisan’ireny ny fifehezana ny andrim-panjakana.
Hamaky ny tohinyBetsaka ireo tsindry hazo lena mihatra amin’ ireo ben’ny tanàna eny anivon’ny kaominina ambanivohitra amin’izao.
Hamaky ny tohinyRoa herinandro tsy hahatongavan’ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny fanavaozana ny lisi-pifidianana (RALE),
Hamaky ny tohinyAnarana fotsiny fa tsy mahovoka akory rehefa tena misy ny ilana ireo fiarahamonim-pirenena ahitana ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa sy mpiaro ny zon’olombelona.
Hamaky ny tohinyHatramin’ny omaly no nafampana ny resaka fanonganana ny birao maharitry ny antenimieram-pirenena na dia tsy voasoratra tao anaty fandaharam-potoana aza.
Hamaky ny tohinyRehefa nitaky hatrany tamin’ny mpanatanteraka izahay depiote tety Tsimbazaza ny mba hampitomboana ny tetibola hampiasaina amin’ny resaka fandriampahalemana sy ny sosialim-bahoaka dia hita soritra tao anatin’ilay volavolan-dalàna laha-040/2017
Hamaky ny tohiny