- Alakamisy 16 Novambra 2017
Politique.Fanavaozana ny lisi-pifidianana Hatao izay hahatomombana azy, hoy ny CENI
Roa herinandro tsy hahatongavan’ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny fanavaozana ny lisi-pifidianana (RALE),
Hamaky ny tohinyRoa herinandro tsy hahatongavan’ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny fanavaozana ny lisi-pifidianana (RALE),
Hamaky ny tohinyFanompoam-pivavahana ho fisaorana sy fiderana an’Andriamanitra ary fametrahana ny asa rehetra tanterahina eny amin’ny Vohitr’Ambohimanarina Boriborintany faha-6 na an-tsaha na an-tanàna notarihan’ny mpitandrina Rabemanana Tojo no nisantarana an’ireo hetsika 5 ho tanterahan’ny TIM
Hamaky ny tohinyAo anaty fotoan-tsarotra i Madagasikara amin’izao noho ny antony maro. Anisan’ny lesoka ny tsy fahafehezan’ny mpitondra ny firenena. Ny vahoaka etsy an-daniny toa manaiky, ka zary tandra vadinkoditra ny miaina anaty fahantrana sy mitazam-potsiny ny hadalan’ny mpitondra.
Hamaky ny tohinyMazava ny zava-misy amin’ny fikatsahana hamotika an’i Marc Ravalomanana mba tsy hirotsahany hofidiana filoha amin’ny 2018. Dradradradraina fa efa nosazian’ny fitsarana ny tenany, ka tsy afaka ny hirotsaka hofidiana.
Hamaky ny tohinyNohavaozina tanteraka ny sekoly ambaratonga fototra etsy Soanierana I, fari-piadidiam-pampianarana Antananarivo Renivohitra. Omaly no noraisina tamim-pomba ofisialy ny fotodrafitrasa taorian’ny volana maro nanatanterahana ny asa.
Hamaky ny tohinyMizotra any amin’ny lalana sy fomba ratsy fanaony hatramin’izay ny fitondram-panjakana manoloana ny fandrirarirana ny famoahana ny lalàna mifehy ny fifidianana, raha ny nambaran’ny avy eo anivon’ny komity
Hamaky ny tohiny