• Talata 21 Novambra 2017
Politique.Vondrona MAPAR Kamboty velon-dray aman-dreny

Miha mitombo isa ankehitriny ireo olon’ny vondrona Mapar manontany tena ny amin’ny paikady hiatrehana ny 2018.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Novambra 2017
Politique.Raharaham-pirenena, fifidianana Manara-maso akaiky ny vondrona Afrikanina

Mitsidika an’i Madagasikara nanomboka omaly alatsinainy ny delegasionina avy amin’ny vondrona Afrikanina tarihan’i Ramtane Lamamra,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Novambra 2017
Politique.Federation Internationale Famubo Hiara hiasa amin’ny parlemantera vehivavy Malagasy

Taorian’ny nitsidihan’ny « federation internationale » Famubo notarihan’ny filohany Rtoa Monique Mujawamariya izay mandalo eto Madagasikara ankehitriny,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Novambra 2017
Politique.Fanambaran’ny Parlemanta Eoropeanina Felaka tehamaina ho an’ny fitondrana HVM

Henjana ny fehin-kevitra navoakan’ny Parlemantera Eoropeanina momba an’i Madagasikara, izay toa vely kanonta goavana miantefa amin’ny fanjakana HVM.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Novambra 2017
Politique.Fifidianana filoham-pirenena Nodinihina maika teny Iavoloha

Notanterahana teny Iavoloha omaly alahady tolakandro ny filankevitry ny minisitra manokana, nanaovana ny vakiteny voalohany momba ny volavolan-dalàna fehizoro ho amin’ny fifidianana filoham-pirenena. Io teboka tokana io no nodinihana omaly, tsy nisy lahadinika hafa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Novambra 2017
Politique.Mpanao politika Malagasy Any ambanivohitra no tena misy ny herin’izy ireo

Any ambanivohitra no tena misy ny herin’ireo mpanao politika eto amintsika, hoy ny Ben’ny tanànan’ny kaominina ambanivohitra Berivotra, distrikan’i Maevatanana, Faritra Betsiboka Rakotomalala Voahanginirina.

Hamaky ny tohiny
FTT