• Alatsinainy 20 Novambra 2017
Politique.Raharaha Soanierana Ivongo Mampiady an-trano ny MAPAR

Mitohy ary lasa miitatra amin’ny sehatra hafa ny raharaha fifamalian’ny samy depiote tany Soanierana Ivongo, herinandro lasa izay dia ny depiote Rahasimanana Paul Bert na i Rossy voafidy teto Antananarivo faha-4 sy i Tody Arnaud voafidy tao Soanierana Ivongo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 18 Novambra 2017
Politique.Fifidianana 2018 Atokisan’ny Alemana sy Frantsay i Dada

Araka ny efa nambarany nandritra ny fihaonan’ireo mpanao politika teny amin’ny Hotely Colbert dia tany Alemaina sy Frantsa Atoa Marc Ravalomanana tamin’ity herinandro ity ka nihaona tamin’ireo tompon’andraiki-panjakana avy amin’ireo firenena eoropeanina roa matanjaka ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 18 Novambra 2017
Politique.Tsiambaratelon’ny Krizy 2009 Hivoaka amin’izay …

Hanomboka hivoaka ary ho azon’ny rehetra jerena amin’izay ilay horonantsary fanadihadiana « Return of a President” ny 23 ka hatramin’ny 30 desambra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Novambra 2017
Politique.Governemanta Minisitra maromaro miozongozona

Mananontanona indray ny fanovana governemanta. Ny volana desambra izao no mety hanatanterahana azy io raha ny loharanom-baovao iray akaiky ny fitondrana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Novambra 2017
Politique.Firaisamonim-pirenena Ataovy mazava ny lalàm-pifidianana

Zava-dehibe ny firosoana amin’ny fifidianana saingy tsy zavatra hatatao fahatany ohatr’izao fa tsy maintsy mitaky zavatra betsaka, ary hajaina ny lalàmpanorenana, hoy ny Firaisamonim-pirenena tamin’ny alalan-dRandriamihavana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Novambra 2017
Politique.Antoko TIM - Ambohimanarina Nitrotro am-bavaka ireo asa ho tanterahina

Fanompoam-pivavahana ho fisaorana sy fiderana an’Andriamanitra ary fametrahana ny asa rehetra tanterahina eny amin’ny Vohitr’Ambohimanarina Boriborintany faha-6 na an-tsaha na an-tanàna notarihan’ny mpitandrina Rabemanana Tojo no nisantarana an’ireo hetsika 5 ho tanterahan’ny TIM

Hamaky ny tohiny
FTT