• Alakamisy 23 Novambra 2017
Politique.Depiote Ratsivalaka Michelle Notoheriko ny fandaniana ny volavolan-dalàn’ny Z.E.S

Depiote niisa 40 tamin’ny 151 izahay no nivory teto amin’ny lapan’i Tsimbazaza ny 08 novambra teo ka niatrika ny fandaniana an’ilay volavolan-dalàna lah.018/2017 du 18/07/17 mikasika ny Z.E.S

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Novambra 2017
Politique.Zimbabwe Nanaiky niala ihany i Mugabe

Nametra-pialana omaly ny filoha Robert Mugabe nitantana an’i Zimbabwe nandritra ny 37 taona.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Novambra 2017
Politique.Faty olona sesilany tato ho ato Tokony hampandinin-tena lalina antsika,hoy ny CRAM

Sambany teo amin’ny tantaram-pirenena taorian’ny fanjanahantany no nisy olona an-jatony mahery « naringan’ny valanaretina pesta » teto Madagasikara. Miara-manaiky ny rehetra fa tao anatin’izao Repoblika faha-4 izao no betsaka olona maty indrindra na tamin’ny alalan’ny « bois rond »

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Novambra 2017
Politique.Kajy hampandresena ny HVM Halefa mialoha ny fifidianana depiote…

Miha lalina ny kajikajy politika sy ny kajikajim-pifidianana ankehitriny. Kendrena hatao amin’ny volana martsa na ny aprily 2017 ny fifidianana solombavambahoaka,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Novambra 2017
Politique.Nahita tsirony tamin’ny fitondrana Tsy te ho very seza Rajaonarimampianina

Efa isan’andro ny fitokanan-javatra sy ny fisehoana vahoaka ataon’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina. Zara aza misy zavatra kely vita,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Novambra 2017
Politique.Vondrona Eoropeanina Mitaky hatrany fifidianana tsy misy fanilikilihana

Lohahevitra lehibe 6 no noresahan’ny vondrona eoropeanina sy ny governemanta Malagasy omaly teny Mahazoarivo dia ny toe-draharaha politika eto Madagasikara, ny sehatry ny toerakerana, ny varotra, ny fanampiana avy amin’ny vondrona eoropeanina, ny filaminana ary ny zon’olombelona.

Hamaky ny tohiny
FTT