• Zoma 24 Novambra 2017
Politique.Kongresin’ny HVM any Mahajanga Hotambazana volabe ireo depiote…

Loharanom-baovao avy eny anivon’ny antenimieram-pirenena no nahenoana fa hasaina hanatrika ny kongresim-paritry ny antoko HVM any Mahajanga ny 25-26 novambra izao ireo solombavambahoakan'izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Novambra 2017
Politique.Fifidianana filoha sy depiote Mandresy no toromarika ho an’ny TIM

Tsy niandry ela fa ny ampitson’ny nihaonany tamin’ny delegasionin’ny vondrona Afrikanina notarihan’i Ramtane Lamamra dia nizara ny vaovao tamin’ireo mpiara-miasa akaiky aminy sy ireo lohandohan’ny mpisorona avy ao amin’ny antoko Tiako i Madagasikara teny Faravohitra, omaly vao maraina, Atoa Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Novambra 2017
Politique.Governemanta sy depiote Manao resaky ny moana sy marenina

Nambaran’ny praiminisitra Solonandrasana Mahafaly Olivier halina raha namaly ny fanontanian’ireo solombavambahoaka teny Tsimbazaza izy fa tsy maintsy nakatona ny orinasa AAA Tiko ao Andranomanelatra Antsirabe satria misy ny zavatra tsy ara-dalàna.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Novambra 2017
Politique.Fifidianana 2018 Miha mazava ny lalana ho an’i Dada

Tafiditra ao anatin’ny fanangonam-baovao sy fijerena ny zava-misy eo amin’ny tontolo politika eto Madagasikara amin’izao fotoana ny vondrona Afrikanina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Novambra 2017
Politique.Hajo Andrianainarivelo “Sarintsarina demokrasia no misy eto”

Nihaona tamin’ny mpanao gazety teny amin’ny foibeny teny Ankerana omaly ny antoko Malagasy Miara-Mandroso (MMM) tarihan’i Hajo Andrianainarivelo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Novambra 2017
Politique.Fanenjehana atao azy any Sainte Marie Namaly bontana i Berija Ravelomanantsoa

Mitohy ny raharaha mampifanolana an’i Berija Ravelomanantsoa, lehiben’ny harena anaty rano sy ny jono any Sainte Marie sy ny manampahefana any an-toerana, ka efa nanakiana mafy azy ny depiote Tsivoulagne Maximin.

Hamaky ny tohiny
FTT