- Alatsinainy 27 Novambra 2017
Politique.TIM Ambohimanarina Hanara-maso akiaky ny lisitry ny mpifidy
Nampiantso an’ireo mpitantana ny FokoTIM Ambohimanarina ny DISTIM ny sabotsy 18 novambra teo ho fiomanana sahady ny fifidianana. Mahakasika ny fanaraha-maso ny lisi-pifidianana araka ny toromarika nomen'ny filohan'ny TIM, Marc Ravalomanana no antony.
Hamaky ny tohiny
