• Alarobia 29 Novambra 2017
Politique.Fikambanana H.O.P.E Hanao loa-bary an-dasy momba ny fifidianana

Amin’izao vanim-potoana fanomanana ny fifidianana izay hatrehan’ny vahoaka Malagasy amin’ny 2018 izao, dia manentana ny olom-pirenena rehetra ny fikambanana H.O.P.E (Hetsika olom-Pirenena Entanina), mba samy handray ny andraikiny tandrify azy avy mba hahatomombana an-tsakany sy an-davany izany fotoan-dehibe ho an’ny firenena izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Novambra 2017
Politique.Parlemantera Belza sy Malagasy Manamafy orina ny fiaraha-miasa

Ao anatin’ny tontolon’ny fiaraha-miasan’ny samy parlemantera avy amin’ny firenena miteny frantsay, ny « Delegasion du Parlement de la Fédération Wallonie – Bruxelles (PFWB) » dia manatanteraka fitsidihana eto Madagasikara mandritra ny valo andro,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Novambra 2017
Politique.TIM Ihorombe Efa manomana ny fifampiarahabana ny taona vaovao

Nivory tao Ihosy renivohitry ny faritra Ihorombe ny antoko TIM any amin’iny faritra iny notarihin’ny Reg TIM, Velomana Roger, sy ny DISTIM Ihosy, Gabriel, ary notronin’ireo ComTIM ao amin’ny Distrika Ihosy sy ny DISTIM Ivohibe sy Iakora, ny sabotsy 25 novambra 2017.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Novambra 2017
Politique.Tahina Razafinjoelina “Ataovy mangarahara ny fikirakirana ny fifidianana”

Takiana ny hisian’ny mangarahara amin’ny fifidianana manaraka eo, hoy ny filoha nasionalin’ny antoko Tia Tanindrazana nandritra ny fandaharana don-dresaka tao amin’ny fahitalavitra TV Plus Madagascar halina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Novambra 2017
Politique.Fanjakana Rajaonarimampianina Mpiliba sy mpaneso vahoaka

Niedinedina ery ny fitondram-panjakana nandeha niliba tany Mahajanga ny faran’ny herinandro teo. Notanterahina tany an-toerana mantsy ny filankevitry ny minisitra mitety faritra ary nifanindran-dalana tamin’izany ny kongresim-paritry ny antoko HVM.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Novambra 2017
Politique.Fikambanana MAJIA “Mila atambatra ny Malagasy.”

5 taona izao no niorenan’ny fikambanana MAJIA (Madagasikara Antsika JIAby. Tanjona napetrak’izy ireo hatramin’izay ny hanambatra ho iray ny Malagasy manerana ny nosy.

Hamaky ny tohiny
FTT