• Alakamisy 30 Novambra 2017
Politique.Fangaraharan’ny fifidianana Miankina amin’ny HCC, hoy ny pasitera Mailhol

Miankina amin’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana na ny HCC ihany no mampangarahara ny fifidianana amin’ny taona 2018, raha ny fanehoan-kevitry ny filoha mpanorina ny vondrom-pivavahana Apokalipsy sy ny antoko politika Gideona fandresena ny fahantrana eto Madagasikara na GFFM,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Novambra 2017
Politique.Rivo Rakotovao Ho sahy hampisambotra an’i Lylison ve ?

Mangina tsy misy tohiny intsony ny raharaha momba ny loholona Lylison,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Novambra 2017
Politique.Lalao Ravalomanana Hosoloina PDS mialoha ny martsa 2018 ?

Misoko miadana ny fikotrehana ny fanalana ny ben’ny tanànan’Antananarivo Lalao Ravalomanana, ka hosoloina PDS.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Novambra 2017
Politique.Diplaomasia Misisika eto Madagasikara koa i Belzika

Nifantoka tamin’ny fanatsarana ny fiaraha-miasan’ny parlemanta Belza sy Malagasy ny resaky ny praiminisitra Solonandrasana Mahafaly sy ny delegasionina Parlemantera Belza avy any amin’ny Parlement de la Fédération Wallonie – Bruxelles (PFWB) notarihan’Atoa Philippe Courard, teny Mahazoarivo omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Novambra 2017
Fampielezan-kevitra Ataovy maharitra volana maro, hoy ny KMF.Cnoe

Na ahoana na ahoana fomba filaza, dia efa mazava izao fa mahazo tombony amin’ny fampielezan-kevitra momba ny fifidianana rehetra izay ho avy eo ny antokon’ny fitondrana HVM.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Novambra 2017
Politique.TIM Arivonimamo Miomana hamerina an’i Dada eo amin’ny fitondrana

Mbola tsaroan’Arivonimamo ny asa fampandrosoana nipaka tamin’ny fiainan’ny mponina sy hita taratra teny anivon’ny kaominina nandritra ny fitondrana Marc Ravalomanana. Mangetaheta ny hiverenany indray eo amin’ny fitondrana ny any an-toerana. Handray andraikitra izy ireo, dieny izao anatin’ny zotram-pifidianana izao.

Hamaky ny tohiny
FTT