• Alatsinainy 04 Desambra 2017
Politique.Mpandrindra ny Federalista any Antsiranana Voatendry i Atiky Soulaïmane Tsiresy Houssen

Na tsy mbola nodinihina tao amin’ny parlemanta roa tonta (antenimieram-pirenena sy antenimierandoholona) aza ny volavolan-kevitra federaly dia miezaka mametraka ny olony manerana ny nosy ny RFM (Rassemblement des Fédéralistes de Madagascar).

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Desambra 2017
Politique.Antenimieram-pirenena Volavolan-dalàna 8 nolaniana tanatin’ny roa andro

Mitohy hatrany ny asan’ireo solombavambahoaka eo amin’ny fandaniana ireo volavolan-dalàna voalahatra tao amin’ny fandaharam-potoana iasany nanomboka ny 6 novambra 2017 lasa teo ka hatramin’ny alatsinainy 4 desambra 2017 ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Desambra 2017
Politique.Zakahely Boniface “Tsy misy depiote izany eto”

Izaho mahita fa tsy misy depiote izany eto Madagasikara amin’izao isika miteny izao, hoy ny Solombavambahoakan’i Mananara Avaratra teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Desambra 2017
Politique.Fiatrehana ny fifidianana Mila olom-pirenena tompon’andraikitra

Lalana tsy azo ihodivirana eto amin’ny firenena ny fanatanterahana ny fifidianana izay ho filoham-pirenena amin’ny taona 2018 ho avy io. Efa miomana fatratra amin’izany sahady ny fikambanana HOPE, na Hetsika Olom-Pirenena Entanina, amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Desambra 2017
Politique.TIM fototra Boriboriintany I Nandray ny toromarika avy amin’ny filohan’ny TIM koa

Nandray ny toromarika avy amin’ny filoha nasionalin’ny antoko Tiako i Madagasikara, Marc Ravalomanana, ny tokony hijerena ny lisi-pifidianana eny anivon’ny fokontany misy azy koa ireo mpikambana fototra TIM ao amin’ny boriborintany I nanatanteraka

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Novambra 2017
Politique.Fifidianana 2018 Misalasala i Andry Rajoelina

Iaraha-mahita ny kapa ranjo ara-politika mety hamotehana ireo kandida atahoran’ny fanjakana HVM amin’ny fifidianana 2018.

Hamaky ny tohiny
FTT