- Talata 05 Desambra 2017
Politique.Guy Maxime Ralaiseheno Tsy mila an-dRavalo, Rajoelina, Rajao,…
Efa mirona mankany amin’ny 2018 ny ankamaroan’ny mpanao politika eto Madagasikara ankehitriny, ary na ny sarambabem-bahoaka ihany koa aza dia efa mieritreritra ny hitranga eto amin’ny firenena na amin’ny fifidianana filoha na solombavambahoaka, hoy i Guy Maxime Ralaiseheno.
Hamaky ny tohiny