• Talata 12 Desambra 2017
Politique.Véronique Vouland-Aneini “Manantena fifidianana ao anatin’ny fitoniana i Frantsa”

Nanamafy omaly teny Andrefanambohijanahary Rtoa Véronique Vouland-Aneini fa manantena ny hisian’ny fifidianana ao anatin’ny fitoniana eto Madagasikara i Frantsa, fitoniana izay hahafahan’ny firenena mandroso.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Desambra 2017
Politique.Vonona tanteraka ny TIM Ravalomanana no filoha amin’ny 2018

Nakotroka ny fihaonamben'ny ben’ny tanàna avy amin'ny antoko Tiako i Madagasikara na ny TIM sy ny rafitra eo anivon'ny antoko omaly teny amin'ny FOFIKRI Ankadikely Ilafy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Desambra 2017
Politique.Depiote Jean Nicolas Betroka Manampahaizana fa tsy ampy fahendrena i Paolo

Namita iraka nampanaovin’i Voahangy Rajaonarimampianina nizara fanampiana ho an’ny mahantra tany Beraketa kaominin’i Soanala distrikan’i Betroka no antony tsy nitenenako taorian’ireny fanaratsiana ahy nataon-dRaholinarivo Paolo mpanolotsain’ny praiminisitra Mahafaly Olivier teto Antananarivo ireny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Desambra 2017
Politique.Marc Ravalomanana Hanao fanambarana miezinezina

Ambohipihaonan’ny mpikatroka ao anatin’ny antoko Tiako I Madagasikara na TIM sy ny olom-pirenena tsy ankanavaka ny eny amin’ny FOFIKRI Ankadikely Ilafy anio 11 desambra, ka nasaina manokana ireo ben’ny tanàna rehetra manerana ny Nosy lany tamin’ny anaran’ny Antoko TIM.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Desambra 2017
Politique.Vehivavy Malagasy manao politika Zara raha misy 0,03%

Vehivavy ny 59,49 %-n’ny Malagasy, raha ny fanazavana nandritry ny atrikasa manokana miompana amin’ny vehivavy sy ny politika notontosain’ny avy eo anivon’ny minisiteran’ny fampianarana teknika sy ny fampananan’asa niaraka tamina mpiara-miombon’antoka vitsivitsy tetsy amin’ny hotely Carlton Anosy tamin’ny faran’ity herinandro ity.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Desambra 2017
Politique.Jeneraly Ralala Roger Hotendrena praiminisitra ?

Manomboka maresaka ny ao ambonimbony ao amin’ny fitantanana ny firenena. Tsy noho ny noely sy ny fetin’ny faran’ny taona ihany fa noho ny sangodim-panina politika.

Hamaky ny tohiny
FTT