- Zoma 08 Desambra 2017
Politique.Lalàm-pifidianana feno kajy politika Mampitandrina ny governemanta ny TIM
Mikononkonona zavatra hafahafa ny fitondram-panjakana matoa ela fikenona amin’ny fandrafetana ny lalàm-pifidianana tahaka an’io. Izay no tenin’i Rolland Ravatomanga avy ao amin’ny TIM izay nandray anjara mavitrika tamin’ilay fifanakalozan-kevitra momba ny soatoavina sy ny ady amin’ny kolikoly eo amin’ny tontolo politika nokarakarain’ny PNUD sy ny FES teny amin’ny hotel Colbert.
Hamaky ny tohiny
