• Sabotsy 09 Desambra 2017
Politique.Vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana Mila ampidirina ny fokontany, hoy i Olivier Rakotovazaha

Raha ny lalàmpanorenana no resahina, dia ny kaominina, ny faritra ary ny faritany, hoy ny Loholona Olivier Rakotovazaha.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Desambra 2017
Politique.Fiainam-pirenena, fifidianana Nankasitraka ny fiarahamonim-pirenena i Dadavalo

Mankasitraka tanteraka ary misaotra ny fiarahamonim-pirenena tamin’ny hevitr’izy ireo nampihaona ny mpisehatra eo amin’ny politika mba handinika ny momba ny lalàm-pifidianana Atoa Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Desambra 2017
Politique.Depiote Michel Antsirabe I Tsy ny fisotroan-dronono no maika fa ny fahoriam-bahoaka

Mitsipaka marin-drano ny fangatahan’ny solombavambahoaka fisotroan-dronono ny depioten’Antsirabe voalohany, Atoa Jean François Michel.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Desambra 2017
Politique.Ligy rezionalin’ny Tsipy kanetibe Atsinanana Raikitra indray ny « Tournoi de Litchis »

Taorian’ny « Tournoi Boss sy Elite » notontosain’ny klioba FAM Ambohipo tetsy Mahamasina tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo dia hetsika « doublette hommes Elite sy Boss »

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Desambra 2017
Politique.Fisotroan-dronon’ny depiote Lany teny Tsimbazaza ny volavolan-dalàna

Fifanarahana iraisam-pirenena miisa 4, volavolan-dalana 2, ary tolo-dalàna 1 no nolaniana teo anivon’ny Antenimierampirenena Tsimbazaza omaly 7 desambra 2017 maraina notarihan’ny filoha lefitra Razafimanantsoa Hanitra, izay notronin’ireo mpikambana ao amin’ny Birao Maharitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Desambra 2017
Politique.Hetsiky ny FTAR Efa fitakiana bontolo sisa

Na teo aza ny diabe nataon’ny fikambanan’ireo mpitondra fiarakaretsaka eto an-drenivohitra (FTAR) omaly, izay nanao diabe avy eo Ankazomanga ka hatrany Anosy ary nanatonan’izy ireo tompon’andraiki-panjakana toy ny ao amin’ny minisiteran’ny fitaterana sy ny filohan’ny antenimierandoholona Rivo Rakotovao mihitsy dia nanambara ny avy eo anivon’ny fisahanana ara-teknika ny fitaterana eto Antananarivo fa tsy hihemotra amin’ny fanatsarana tokony hatao

Hamaky ny tohiny
FTT